AGENDA
JUIN 2026
1 - 10:00 -
Fandaharam-potoana :
Lahateny ifandimbiasana :
- Atoa RABENALISOA RAVALITERA Jean, Filohan’ny Sokajy Haikanto sy Hailaza, Tale Jeneralin’ny Foibe momba ny Teny an’ny Akademia Malagasy
- Rtoa RABENORO Irène, Filohan’ny Akademia Malagasy
- Fanolorana mari-pahatsiarovana.
- Velakevitra atolotr’i Profesora RAFOLO Andrianaivoarivony Fanorenana ifotony ny Firenena : jery vaovao mombana voambolana sy voankevitra vitsivitsy nofinidy.
- Kabarin’Andriamatoa hajaina Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Mpiaro Ambony ny Akademia Malagasy.
Akademia Malagasy, Tsimbazaza.
4 - 14:30 -
- Atoa. MAMITIANA Claris Hubert. Madagasikara, Nosim-bazimba : famerenana indray ny maha izy antsika.
Akademia Malagasy, Tsimbazaza.
11 - 14:30 -
- Atoa sy Rtoa, RAVELOSON A., RAMANANTSOA A.H, RAZAFINDRAKOTO H.T.,RAKOTONDRAOMPIANA S., RAKOTONIAINA Solofoarisoa.Famakafakana sy fanazavana ny horohoron-tany nitranga tao amin’ny faritra Soavinandriana–Itasy, Madagasikara, ny 24 Janoary 2026.
Académie Malgache, Tsimbazaza.
17 - maraina -
- Lanonam-pamaranana ny Iray Volan’ny Teny malagasy: holazaina ao aoriana kely.
Académie Malgache, Tsimbazaza.
18 - 14:30 -
- Atoa isany, MARA Edouard REMANEVY, René de Rolland LILY-ARISON. Ny anjara toeran’ny vorona eo amin’ny fampandrosoana.
Académie Malgache, Tsimbazaza.
Lanonam-panokafana ny Iray Volan’ny Teny malagasy
Lohahevitra : “Teny malagasy: manavao, mampiray antsika”Fandaharam-potoana :
Lahateny ifandimbiasana :
- Atoa RABENALISOA RAVALITERA Jean, Filohan’ny Sokajy Haikanto sy Hailaza, Tale Jeneralin’ny Foibe momba ny Teny an’ny Akademia Malagasy
- Rtoa RABENORO Irène, Filohan’ny Akademia Malagasy
- Fanolorana mari-pahatsiarovana.
- Velakevitra atolotr’i Profesora RAFOLO Andrianaivoarivony Fanorenana ifotony ny Firenena : jery vaovao mombana voambolana sy voankevitra vitsivitsy nofinidy.
- Kabarin’Andriamatoa hajaina Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Mpiaro Ambony ny Akademia Malagasy.
Akademia Malagasy, Tsimbazaza.
4 - 14:30 -
Fivorian’ny Sokajy Haikanto sy Hailaza (Sokajy I) / Section des Sciences de l’Art et du Langage sy ny Sokajy Haifiaina sy Haifitondra (Sokajy II) / Section des
Sciences morales et politiques
- Atoa. RAKOTOJAONA HERISOA ANDRIANAINA. Ny kabary sy ny toriteny : ny fiheveran’ny mpiomana ho Mpitandrina FJKM (2025-2026) eny Ivato.
- Atoa. MAMITIANA Claris Hubert. Madagasikara, Nosim-bazimba : famerenana indray ny maha izy antsika.
Akademia Malagasy, Tsimbazaza.
11 - 14:30 -
Fivorian’ny Sokajy Hairaha Fototra (Sokajy III) sy ny Sokajy Hairaha Ampiharina (Sokajy IV) / Section des Sciences Fondamentales (S.III) et Section des Sciences Appliquées (S.IV):
- Atoa isany, ANDRIANANDRASANA Ferdinand, RAZANAKA Samuel.Famantarana ny vokatry ny poizim-bibikely voajanahary notrandrahina avy amin’ny ravim-paraky hiadiana amin’ny fanday mpanimba voly « Chenille legionnaire d’automne » (spodoptera frugiperda).
- Atoa sy Rtoa, RAVELOSON A., RAMANANTSOA A.H, RAZAFINDRAKOTO H.T.,RAKOTONDRAOMPIANA S., RAKOTONIAINA Solofoarisoa.Famakafakana sy fanazavana ny horohoron-tany nitranga tao amin’ny faritra Soavinandriana–Itasy, Madagasikara, ny 24 Janoary 2026.
Académie Malgache, Tsimbazaza.
17 - maraina -
FIVORIANA MANOKANA / SÉANCE SPÉCIALE
- Seho kanto iarahana iarahana amin’ny Oniversite ACEEM ao anatin’ny fankalazana ny Iray Volan’ny Teny malagasy.
- Lanonam-pamaranana ny Iray Volan’ny Teny malagasy: holazaina ao aoriana kely.
Académie Malgache, Tsimbazaza.
18 - 14:30 -
FIVORIAMBE IOMBONANA / SÉANCE PLÉNIÈRE / PLENARY SESSION
- Atoa ANDRIANIRINA Laza. Ny fifanolanana ara-pifidianana eto Madagasikara : ny fanamby sy ny fijery ny ho avy.
- Atoa isany, MARA Edouard REMANEVY, René de Rolland LILY-ARISON. Ny anjara toeran’ny vorona eo amin’ny fampandrosoana.
Académie Malgache, Tsimbazaza.